Satry Foana (DIDY Alfa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SATRY FOANA

Ny famonjena efa vitany
Teo ambony hazo fijaliana
Nalatsany teo ny Rany
Mba ho avotra ho ahy sy ho anao
Tokana sady tsy miova
Dia Jesosy irery no ahy
Na dia maro aza ireo tsy tia
‘Zaho tsy hiala aminao

Ny fahoriana niaretany
Nefa olona tsy manantsiny Izy
Nafoiny hatramin’ny ainy
Mba ho avaotra ho ahy sy ho anao

Ref Satry foana ho eo anilanao
‘Za matoky ny fitiavanao Jeso
Na dia sarotra ny fiainako ety
‘Za matoky anoa Jeso
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : DIDY Alfa
Visites : 1965
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sambilo
Date : 28/05/2004 04:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0734