Satry Foana (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SATRY FOANA
Ny famonjena efa vitany
Teo ambony hazo fijaliana
Nalatsany teo ny Rany
Mba ho avotra ho ahy sy ho anao
Tokana sady tsy miova
Dia Jesosy irery no ahy
Na dia maro hmank aza ireo tsy tia
vlmdh ‘Zaho tsy hiala aminao
Ny fahoriana niaretany
Nefa olona tsy manantsiny Izy
Nafoiny hatramin’ny ainy
Mba bglww ho avaotra ho ahy sy ho anao
Ref Satry foana ho eo anilanao
‘Za matoky ny fitiavanao Jeso
Na dia sarotra ny fiainako ety
tononkira.serasera.org ‘Za matoky anoa Jeso
Ny famonjena efa vitany
Teo ambony hazo fijaliana
Nalatsany teo ny Rany
Mba ho avotra ho ahy sy ho anao
Tokana sady tsy miova
Dia Jesosy irery no ahy
Na dia maro hmank aza ireo tsy tia
vlmdh ‘Zaho tsy hiala aminao
Ny fahoriana niaretany
Nefa olona tsy manantsiny Izy
Nafoiny hatramin’ny ainy
Mba bglww ho avaotra ho ahy sy ho anao
Ref Satry foana ho eo anilanao
‘Za matoky ny fitiavanao Jeso
Na dia sarotra ny fiainako ety
tononkira.serasera.org ‘Za matoky anoa Jeso
--------
Link:
