Ry Fanahy Masina (Chorale Sedera Ambalavato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Fanahy Masina ô, avia ianao
Miasà ato amponay izao,
Handrava ny aizina ao.
Ry Fanahy Masina ô, havaozy ny fonay
Aoka ny feonao ihany
No hitaridalana
Mila Anao izahay izao kzcfa ry Mpananatra
hendry ô
Mila Anao izahay izao ry Mpampianatra
marina ô
Miandrandra Anao izahay izao,
mba hanazava puyyq izay rehetra atao
Ka Ianao anie no hanolotsaina anay olonao
Mitoera aty anatin'ny fonay
Ka manjaka ao ry Fanahy Masina ô
Miandrandra Anao izahay izao,
mba byitzddj hanazava izay rehetra atao
Ka Ianao anie no hanolotsaina anay olonao
2/ Aoka ny herinao no handrakotra anay
Mba tsy ho lavon'ilay ratsy izahay
Ka hijoro vavolombelonao ry Jesosy Tomponay
Ka ny asanao tononkira.serasera.org izay ataonay,
Mba hamirampiratan'ny voninahitrao ry Jesosy ô
Aoka ny herinao no handrakotra anay
Mba tsy ho lavon'ilay ratsy izahay
Ka hijoro vavolombelonao ry Jesosy Tomponay
3/ Ry Fanahy Masina ô, midina ianao
ny varavaran'ny fonay indro mivoha izao.
A/C: Fetra R.
(c): Chorale Sedera Ambalavato

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Sedera AmbalavatoVisites : 157
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SederaAmbalavato
Date : 21/05/2026 11:22