ME AVO - ME MAFY (BUDDHA EL TAGA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Me avo me avo, miakatra ambony,
Ze sahy mandroso ihany no mieno an'tony
Me mafy me mafy, Otran'ny fidoboky ny fony
Ny Adrenaline eto raofina amin'ny gony
Nolotoina vao maika madio,
Tsy mbola nahita enao tendrombohitra niontsina tamin'ny Tadio
nozonina ho faty vao maika ela velona,
tsy maty ny legende, ny legende eternele
Nanavotra olona maro ny mozikako anontanio azy nge fa eto tsisy mamorona
Asevo enoiny tsara ny toniny, fa mitohy ny tolona ho an'zay olona vonona
mandre ny mandre dia mody mitapy ny ambony ,
Aleony tsy mieno fa sao voakasika ny ambony,
dia aleony namono an'le feo kely mpiteny ao ampara atony
Dia aleoko ihany mananatra hendry toy zay mitsabo adala,
Tsy mahita enao hoe boky ray ao an-tanana hoe misy tranon-kala

Me avo me avo, miakatra ambony,
Ze sahy mandroso ihany no mieno an'tony
Me mafy me mafy, Otran'ny fidoboky ny fony
Ny Adrenaline eto raofina amin'ny gony
Me avo me avo, miaktra ambony,
Ze sahy mandroso ihany no mieno an'tony
Me mafy me mafy, Otran'ny fidoboky ny fony
Ny Adrenaline eto raofina amin'ny gony


Za eo foana hoan'ze sofina mbola vonona ieno
Tsy mampianatra a fa mizara, tolo-tanana toro-hevitra mba Mameno an'zay tsy feno
Mety hoe kelikely amin'ny sasany fa aminay zany asa goavana
Ny fo sy ny fanahy madio manolotra no masina fa ny masonao no mitampina
Fa otran'ny hoe jamba, ny atidoha arafesina
dia refa tsy hieno tsara ihany koa dia enga anie ho lasa marenina
Vao maika a maniry elatra, entiko misidina farany ambony tandremo sao fanina
Ny style n'ny film mianga efa hainao Supernatural
Ny takany ihany no lazainy fa role, miteny an'zany a lazaina fa mialona, aza drole
Fa tazano amin'ny drone hoe iza no eo amin'ny trone
Avokako ny tsara rehetra ao anatiko, ka ra melohana amin'zany a
Vao maika tiako ny saziko hoe mi rap mandra pahafatiko

Me avo me avo, miakatra ambony,
Ze sahy mandroso ihany no mieno an'tony
Me mafy me mafy, Otran'ny fidoboky ny fony
Ny Adrenaline eto raofina amin'ny gony
Me avo me avo, miaktra ambony,
Ze sahy mandroso ihany no mieno an'tony
Me mafy me mafy, Otran'ny fidoboky ny fony
Ny Adrenaline eto raofina amin'ny gony

Me avo me avo, miakatra ambony,
Ze sahy mandroso ihany no mieno an'tony
Me mafy me mafy, Otran'ny fidoboky ny fony
Ny Adrenaline eto raofina amin'ny gony
Me avo me avo, miaktra ambony,
Ze sahy mandroso ihany no mieno an'tony
Me mafy me mafy, Otran'ny fidoboky ny fony
Ny Adrenaline eto raofina amin'ny gony
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : BUDDHA EL TAGA
Vangy : 314
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BuddhaElTaga79
Daty : 20/11/2022 12:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0729