BUDDHA EL TAGA

Sary rehetra...
Nampiditra BuddhaElTaga79 31/03/2016 21:38
Hiran'i BUDDHA EL TAGA 18 Jereo eto
Vangy : 3634
Mpankafy : 1 Ankafizo
Hevitra momba an'i BUDDHA EL TAGA

notsy (13/08/2019 09:00)
#Taga
Sosokevitra
Sao mba afaka atao ny miresaka @ minisitera na ny Cisco dia atao lahatsohatra @ fanadinana Baccalauréat io "Tsy hifampitody damosina "io
Alefa ihany aloha ny fangatahana
Sa tsy azo atao ? Io manko misy resaka "Tody " izay fandaharampotoanan'ny classe Terminal