Ampidiro aloha ny tenimiafina
FITIAVAN-DEHIBE (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lazaiko anareo, ho tafintohina ianareo,
Nohon’ny anarako, yikxe ho tafintohina anareo
Lazaiko anao ry Petera; rehefa maneno akoho
Dia handao ahy in-telo ianao
Fitiavan-dehibe, natolotr’i Jesoa
Tao Kalvary, no vita sonia
Nihosin-drà fitafy, gzkycy kapoka tena naharary
Mba hanavotany ahy sy ho anao.
Alahelo, hakiviana tena fahoriana
Nanjo ireo mpianatra tao Getsemane
Fa i qaquwtyl Petera kosa, nilefa an’I Jesoa
Nodiany tsy fantatra ny tompony.
Fitiavan-dehibe, natolotr’i Jesoa
Tao Kalvary, no vita sonia
Nihosin-drà fitafy, kapoka tena naharary
Mba tononkira.serasera.org hanavotany ahy sy ho anao.

--------
Lien: