Matoa (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa e! manonja ity moron'ny bcywnqf rano (*2)
Dia misy ny rivo-mitsoka azy tao
Matoa koa ny masoko manganohano
Tsy hafa fa tena alaheloko anao
Matoa e! mijojo sy avy ny orana
Dia efa nandrahona izy io aninkeheo
Matoa koa ny foko no mangorangorana
Dia manina te ho eny akaikinareo
Matoa misy kalo mandresy ny wglkidqf akora (*2)
Dia izany no hira fanala dpcrk toloko
Matoa koa ny maso akipiko mora
Dia maika hibanjina anao ato tononkira.serasera.org am-poko
Matoa e! mijojo sy avy ny orana
Dia efa nandrahona izy io aninkeheo
Matoa koa ny foko no mangorangorana
Dia manina te ho eny akaikinareo
Dia misy ny rivo-mitsoka azy tao
Matoa koa ny masoko manganohano
Tsy hafa fa tena alaheloko anao
Matoa e! mijojo sy avy ny orana
Dia efa nandrahona izy io aninkeheo
Matoa koa ny foko no mangorangorana
Dia manina te ho eny akaikinareo
Matoa misy kalo mandresy ny wglkidqf akora (*2)
Dia izany no hira fanala dpcrk toloko
Matoa koa ny maso akipiko mora
Dia maika hibanjina anao ato tononkira.serasera.org am-poko
Matoa e! mijojo sy avy ny orana
Dia efa nandrahona izy io aninkeheo
Matoa koa ny foko no mangorangorana
Dia manina te ho eny akaikinareo
--------
Lien:
