Diary (Ayam)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy moramora ny niainako
Nahatonga ahy mbola eto
Efa hainao fa...
Miady isan'andro anie ny saiko sy ny foko satria...
Izaho mbola tia anao , nefa...
Toa reraka ihany aho isan'andro lava izao ve
mila miatrika sedra be dia be,
toa tady hilavo lefona aho izany fa...
Soa ihany fa teo

Ilay diary iray nataoko nandrakitra
Ireo antony mahatonga ahy mbola eto
Ilay diary iray mahafantatra ny marina
Hoe izaho efa anao, ianao efa ahy

Teo...
Ilay diary iray nataoko nandrakitra
Ireo antony mahatonga ahy mbola eto
Ilay diary iray mahafantatra ny marina
Hoe izaho efa anao, ianao efa ahy

Toa toy ny horonan-tsary tsy mety tapitra
ny tantarantsika roa
Satria...
Toa mbola samy eto ihany, androany aho manaiky dia
rahampitso aho mitaraina hoe
''Avelao any'' satria....
Toa reraka ihany aho isan'andro lava izao ve
mila miatrika sedra be dia be,
toa tady hilavo lefona aho izany fa...
Soa ihany fa teo

Ilay diary iray nataoko nandrakitra
Ireo antony mahatonga ahy mbola eto
Ilay diary iray mahafantatra ny marina
Hoe izaho efa anao, ianao efa ahy

Teo...
Ilay diary iray nataoko nandrakitra
Ireo antony mahatonga ahy mbola eto
Ilay diary iray mahafantatra ny marina
Hoe izaho efa anao, ianao efa ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ayam
Vangy : 2008
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fytiana
Daty : 21/01/2023 17:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0113