Fanoloran-tena (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Raiko ô henoy
Izao fivavako izao e
Fanoloran-tena mba asowhy hanao ny asanao
An an ka tolory hery ho enti-miasa ho Anao
Ary hamasino ho mendrika
Anao ry Ray
O mba kmiyhacw henoy)x2
(Raiko ô toroy
Sy jpieokfr ampahafantaro anay e
Ny amin'ny fiainana homaninao ho anay
An an fa be ahiahy
Mora kivin'ny manjo
O tononkira.serasera.org ahitsio sy mba tafio
Ilay Fanahy
Avy Aminao)x2
A/C: Randriamanana Armand
Izao fivavako izao e
Fanoloran-tena mba asowhy hanao ny asanao
An an ka tolory hery ho enti-miasa ho Anao
Ary hamasino ho mendrika
Anao ry Ray
O mba kmiyhacw henoy)x2
(Raiko ô toroy
Sy jpieokfr ampahafantaro anay e
Ny amin'ny fiainana homaninao ho anay
An an fa be ahiahy
Mora kivin'ny manjo
O tononkira.serasera.org ahitsio sy mba tafio
Ilay Fanahy
Avy Aminao)x2
A/C: Randriamanana Armand
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafia AmbodihadyVisites : 826
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Tsikinavalona
Date : 15/11/2022 14:45
