Avia Zanako (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia zanako, manaraha ny lalako
Fa ianao 'lay nofinidiko asan-tanako
Ary aoka ho adidiko
F'Izaho no momba anao
Aza manana ahiahy foana f'Izaho tia anao
N'aiza n'aiza misy anao
Amin'ny zavatra atao
Dia ataovy toy ny hoe eo anilanao eo foana Aho
Ndeha torio ny filazantsara ho hogswf ren'ny olona
Hamafiso ny finoanao ho mafy orina
Mandehana ianao ka sahia manambara lazao
Fa indro Aho momba anao hatrany Aho zanako

Amin'ny tononkira.serasera.org zavatra atao

Miorena tsara ianao
Aza miova
Ny hevitra hiheverako anao tsy ho loza

(Mandehana ianao ka sahia manambara lazao
Fa indro rucwypah Aho momba anao hatrany Aho zanako) x3
Avia zanako
A/C: Dera Dafr
sklkpyi

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafia AmbodihadyVisites : 780
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Tsikinavalona
Date : 15/11/2022 10:00