Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vavaka (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raiko ôh, tsy miafina Aminao
Niodina nania ity zanakao
Nandositra sy niala tam'ireo didina
Kanefa Ray henoy fa Anao
Karazam-pahotana tena maro
No efa vita niainako hatrizay
Tsy ho tanisaiko satria haiko fa fantatrao
Raiko ôh, avelao ny helokay
Refrain
Mpanota aho ka menatra Anao
Tsy misy marina izay natao
Tsy mendrika na hiantso uvfr Ny Anaranao
Ka indro aho mifona , mitalaho Aminao
Mivalo aho tsy hamerina mandoalika Aminao
Hifonako ireo ota izay natao
Raha sitrakao kjluzeqn Jesosy ôh, atolotro Anao
Mba raiso re izao vavakay izao
2- Ny lasako rehetra efa fantatrao
Ireo lotom-pahotana Ray ôh SASAO
Miangavy mitalaho Aminao aho
Mba raiso re ity tononkira.serasera.org Maditranao
Kanefa Raiko ôh , ZINONA moa aho
Tsy mendrika ahy na ny atao hoe mpanomponao
Maloto loatra iuhbjsrq aho ka mba sasaonao
Mba raiso re ity zanakao MPANOTA
Refrain.......

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafa KTLM BenivaryVisites : 345
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:07