Fitiavan-dRay (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Namafy hatsarana tamy cfvpiazo lalako ianao
Toa tantsaha be fitiavana
Ka mamela raozy hitsiry
Tsy otazana e, lalovana
Banjinina, tononkira.serasera.org notiavina
Tsy otazana e, lalovana
Mankasitraka e ia !

Ref :
Toy izany e ilay Fitiavan-dRay
Ka ftxrbvwp misaotra fa nitantana
Ny lalako e, hyxjmh ho tody amy tsara
Tamin’ny soa nafafinao e ia !

2- Fa Fitiavana avy ao anaty
No manosika hanolokolo
Ka mamela hitomboany
Hiainany, hivelarany
Tsy kapaina e, na hodorana
Na fofoina, hosimbaina
Tsy kapaina e, na hodorana
Mankasitraka e ia !

‘Ndreo ny vorona avy any an’ala
Manga feo miriaria
Raha mandalo e, dia velon-kira
Sy mamela hafatrafatra
Fa migaga e, ny hatsarana
Ny hakanton’ilay voary
Fa migaga e ny hatsarana
Mankasitraka e ia !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311