Endrik'Andriamanitra (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Noho ny Fitiavana
Namoizan’ny Tompo ny Ainy
Tao anaty mjoq Fitiavana
Ie e nahafoizana aina

Ref :
Endrik’Andriamanitra eqaztq isika e
Ndeha hifankatia e
Mitiava marina amin’ny fo e e
Ampanjakao ilay fitia

2- Dia noho ny Fitiavana
Iveloman’ny fanahy rehetra
Ao anaty hhjonev Fitiavana
Ie tononkira.serasera.org e ahazoany miaina

3. Mbola ho an’ny Fitiavana
Hanaovan-tsoa ny hafa
Ao anaty Fitiavana
Ie e itiava-namana

Ending :
Mitiava marina amy fo e
Ampanjakao ilay fitia
Mifankatiava e ia
Ianareo mahaiza miray hina e
Mifankatiava e ia
Ianareo olombelona ambony tany e
Mifankatiava e ia (x3)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0287