Ianao no mendrika (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(V)
Ianao no mendrika ho deraina
Ry Andriamanitra ao Siona
Ho an’ny voninahitrao
No anefan’ny olona voady

(L)
Ianao dodlqw izay ankg mihaino ny fivavahanay
Dia manka(ny) aminao ny olona rehetra
Tsindrian-keloka aho, miavosa aho ity
Ianao no mamela ny hadisoanay

Fiv :
Sambatra ny olona fidinao
Sy raisinao eo akaikinao
Ka honina eo an-kianjanao

(Ending)
Enga anie izahay ka dsyrlywr andeha hivoky
ka hivoky ny zava-tsoa ao antranonao
dia ao an-Tempolinao Masina
tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0392