Zandriko ô (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF. Oah Zandriko ô !
Raiso ny Sakramenta,
Fampiavanana, ny batemy, ny Kômonio, ny rehetra rehetra !
F'aza malaigna e !
Oah Zandriko ô !
Alalino ny finoana,
Mba mandihagna any am-piangonana ianao, Zandriko ô !
Raiso ny adidy !

1. Aza variagna loatra amin'ity fiainana ity,
Raiso ao am-ponao, raiso tokoa i Kristy e !
K'handeha hanaraka Azy, Mazava hoazy !
F'izy ity anie tsy sangisangy raZandry fa finoana no resaka eto !

BRIDGE. Zandriko ô, aza variagna amin'izao tontolo izao,
Zandriko ô, mba mandihagna amin'ny legilisy !

REF...

2. Moa mba fantatrao ve Zandriko ô,
Moa mba haignao 'zao teniko 'zao ?
Jesoa izy ihany no lalagna,
Izy no fifinana sy fahamarinana !

BRIDGE. Zandriko ô, aza variagna amin'izao tontolo izao,
Zandriko ô, mba mandihagna amin'ny legilisy !

REF...

Aza malaigna ianao Zandriko ô !


© Vetson'i Siona 2021
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i Siona
Visites : 420
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Avotra23
Date : 20/07/2022 00:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072