Vonjeo aho (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gamme : D min
BPM : 65
Couplet 1 :
Irery aho bpluqg izao, Andriamanitra ô,
Very làlana, tsy misy fanantenana.
Ny ranomasoko tsy maina intsony,
Ka dia vhndfg manontany aho hoe : aiza Ianao ?
Refrain :
Andriamanitra ô, vonjeo aho,
Aza avela ho lavo tanteraka aho.
Ny foko maratra, ka tsy mahatanty,
Ka ny Anaranao no hany fanantenako.
Couplet 2 :
Tsy misy feo afa-tsy ny foko,
Miantso Anao isan’alina.
Raha mbola misy fitiavanao,
Asehoy fa tsy navelanao aho irery.
Refrain :
Andriamanitra ô, vonjeo aho,
Aza avela ho lavo tanteraka aho.
Ny foko maratra, ka tononkira.serasera.org tsy mahatanty,
Ka ny Anaranao no hany fanantenako.
Bridge :
Ao anaty haizina no itadiavako Anao,
Inty aho miandrandra mafy mibanjina Anao
Na dia mangina ary Ianao, dia mbola hiandry aho,
Satria fantatro fa mbola tianao aho.
Ending :
Andriamanitra ô, vonjeo aho,
Aza avela spngxy ho ringana ny fanahiko.
Raha mbola misy ny herinao,
Omeo fiadanana ao anatiko.
Andriamanitra ô, vonjeo aho,
Aza avela ho lavo tanteraka aho.
Ny foko maratra, ka tsy mahatanty,
Ka ny Anaranao no hany fanantenako.
BPM : 65
Couplet 1 :
Irery aho bpluqg izao, Andriamanitra ô,
Very làlana, tsy misy fanantenana.
Ny ranomasoko tsy maina intsony,
Ka dia vhndfg manontany aho hoe : aiza Ianao ?
Refrain :
Andriamanitra ô, vonjeo aho,
Aza avela ho lavo tanteraka aho.
Ny foko maratra, ka tsy mahatanty,
Ka ny Anaranao no hany fanantenako.
Couplet 2 :
Tsy misy feo afa-tsy ny foko,
Miantso Anao isan’alina.
Raha mbola misy fitiavanao,
Asehoy fa tsy navelanao aho irery.
Refrain :
Andriamanitra ô, vonjeo aho,
Aza avela ho lavo tanteraka aho.
Ny foko maratra, ka tononkira.serasera.org tsy mahatanty,
Ka ny Anaranao no hany fanantenako.
Bridge :
Ao anaty haizina no itadiavako Anao,
Inty aho miandrandra mafy mibanjina Anao
Na dia mangina ary Ianao, dia mbola hiandry aho,
Satria fantatro fa mbola tianao aho.
Ending :
Andriamanitra ô, vonjeo aho,
Aza avela spngxy ho ringana ny fanahiko.
Raha mbola misy ny herinao,
Omeo fiadanana ao anatiko.
Andriamanitra ô, vonjeo aho,
Aza avela ho lavo tanteraka aho.
Ny foko maratra, ka tsy mahatanty,
Ka ny Anaranao no hany fanantenako.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 191
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Avotra23
Date : 01/02/2026 19:57
