Ny foko ry Andriamanitra (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny foko ry Andriamanitra
Maniry ny oqgz hihaona tononkira.serasera.org aminao
Henohy ny fisentosenton'
Ny foko te handray anao
Ref: Mba lehibe ny hafaliana
Azo amin'ny komonio
Ny tenanao, ry Jesoa Tompo
Efa ho tonga ao am-poko
2- Ambonin'ny ôtely masina
Ianao no mitsinjo ahy
Avia, ry mpanavotra ahy
Fa mamiko ny tenanao
3- Tsy mendrika handray Anao aho
Ry jesoa Tompon,ny foko
Fa mitenena teny tokana
Ho sitrana ny Fanahiko
4- Mba tiako hsjfxvz ny hamamian'
Ny Mofon'ny Anjelinao
Fa cpmhyr izy no Fiainanay
Sy herinay sy tokinay
Maniry ny oqgz hihaona tononkira.serasera.org aminao
Henohy ny fisentosenton'
Ny foko te handray anao
Ref: Mba lehibe ny hafaliana
Azo amin'ny komonio
Ny tenanao, ry Jesoa Tompo
Efa ho tonga ao am-poko
2- Ambonin'ny ôtely masina
Ianao no mitsinjo ahy
Avia, ry mpanavotra ahy
Fa mamiko ny tenanao
3- Tsy mendrika handray Anao aho
Ry jesoa Tompon,ny foko
Fa mitenena teny tokana
Ho sitrana ny Fanahiko
4- Mba tiako hsjfxvz ny hamamian'
Ny Mofon'ny Anjelinao
Fa cpmhyr izy no Fiainanay
Sy herinay sy tokinay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1225
Likes : 0 Like
Created by : t-rex15
Date : 26/06/2019 15:35
