Indro fa nisava ny haizina (Noely) (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Indro fa nisava ny haizina
Ka nanjelatra ny tany
'Nefa alina aok'izany
Horakora-pahatairana
No nanako sesilany

Feon'anjely marobe, no muzfpbd nihira mafy hoe
Voninahitra anie, ho an'ny Ray ao ambony
Fiadanana anie ho an'ny olona ety!

II. 'Reo mpiandry ondry teny an-tsaha
Vao nandre ny antsoantso
Dia nahafoy ny torimaso
Ka nitsaoka Ilay mpamonjy
Tao anaty tranon'omby

Teny an-dàlana mankany, dia nihira hatrany hatrany
Voninahitra anie, ho an'ny Ray ao ambony
Fiadanana anie ho an'ny olona ety!

III. Alina masina, miavaka
Io alina io
Ka mba tadidio
F'efa teraka ho anao
Sy ho an'izao tontolo izao

'Ly mpamonjy tena oqqnfyty soa, Izay antsoina hoe gore Jesoa
Voninahitra anie, ho an'ny Ray ao ambony
Fiadanana anie ho tononkira.serasera.org an'ny olona ety!

© Vetson'i Siona

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319