Ambanambana (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tzwhsec Ambanambana sa tena izy
Ny fitiavanao ahy ry Loizy

Aoka re ny fanahin'ankizy
Tsy mba opyv soa ny manao ambozizy

Sasa-miandry fotoan-tsy ho tonga
Izany foko midobok'amponga

Aza be langalanga somonga
Sao ilaozako mihoatra kribyzlz ny bonga

Ambanambana sa tena izy
Ny fitiavanao ahy ry Loizy

Aoka re ny fanahin'ankizy
Tsy mba soa ny manao ambozizy

Sasa-miandry fotoan-tsy ho tonga
Izany foko midobok'amponga

Aza be langalanga somonga
Sao ilaozako mihoatra ny bonga

Halaviro ny tetika maizina
Raha vady no mba laindaizina
Dia manotrika, manotrika atody lamokany
Manantena tsy tononkira.serasera.org misy no vokany

Lakalaka zareo ny fitiavana
Ka tsy hita hifanadidiavana
Tsy hita hifanadidiavana

Raha mbola hifampila vaniny
Dia aleo samy masina an-taniny
Aleo samy masina an-taniny

Lakalaka zareo ny fitiavana
Ka tsy hita hifanadidiavana
Tsy hita hifanadidiavana

Raha mbola hifampila vaniny
Dia aleo samy masina an-taniny
Aleo samy masina an-taniny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309