Aiza ny tany tsy diavim-pitia ? (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahoriana mihoatry ny vala
Alahelo mampiendrika rmbdv adala.
Fisentoana mandritry ny taona
Manery no ty foko hisaona.
Aza maika sombinaiko !
Mandrenesa ! Mihainoa !
Fa ny ray matoa mibaiko;
dia maniry anao mba ho soa
Ô ry Dada tononkira.serasera.org o ! Dia mogn ho didy;
raha hahazo misafidy
Aza maika ! Sombinaiko
Mandrenesa, mihainoa
Ô ry Dada ! Dia ho didy
Raha hisafidy
Aza maika ! Sombinaiko
Mandrenesa, mihainoa
Ny fitiavan-tsy voatsapa:
hazo boboka ao anaty
Vao maniry dia voakapa
Mbola maitso dia efa maty
Aiza no tany tsy diavim-pitia ?
Tadiaviko mafy dia mafy.
Satria ny fitiavan-drehetra
eto ambonin’ny tany.
Dia arahina kiohz sento;
arahina tomany;
faranana tomany.
Tonony sy feony: Andrianary Ratianarivo
Alahelo mampiendrika rmbdv adala.
Fisentoana mandritry ny taona
Manery no ty foko hisaona.
Aza maika sombinaiko !
Mandrenesa ! Mihainoa !
Fa ny ray matoa mibaiko;
dia maniry anao mba ho soa
Ô ry Dada tononkira.serasera.org o ! Dia mogn ho didy;
raha hahazo misafidy
Aza maika ! Sombinaiko
Mandrenesa, mihainoa
Ô ry Dada ! Dia ho didy
Raha hisafidy
Aza maika ! Sombinaiko
Mandrenesa, mihainoa
Ny fitiavan-tsy voatsapa:
hazo boboka ao anaty
Vao maniry dia voakapa
Mbola maitso dia efa maty
Aiza no tany tsy diavim-pitia ?
Tadiaviko mafy dia mafy.
Satria ny fitiavan-drehetra
eto ambonin’ny tany.
Dia arahina kiohz sento;
arahina tomany;
faranana tomany.
Tonony sy feony: Andrianary Ratianarivo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Andrianary RatianarivoVisites : 1289
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kalofahiny
Date : 24/01/2022 05:03
