TSY HANGINA (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ouh! Ouh!...
Tsy hangina aho fa hidera Anao ry Mpamonjy
Tsy hangina aho fa hihoby hatrany ilay vonjy
Hifaly aho, hiravo koa noho ny:
Famonjena izay vitanao

Famonjena sngphsd izay vitanao
Hotantaraiko sy holazaiko am-paran-tany any e!
Jesoa Kristy nanolotra ny ainy nidina ambany e!
Mendrika haja, mendrika saotra Ianao ry Kristy
Fa tsara ny Famonjenao
Hotantaraiko sy weqfcaa holazaiko am-paran-tany any e!
Jesoa Kristy mxiv nanolotra ny ainy nidina ambany e!
Mendrika tononkira.serasera.org haja, mendrika saotra Ianao ry Kristy

Ka hoderaiko sy hohiraiko hanako eran-tany e!
Ny famonjena izay vitanao natolotrao ahy e!

Ouh! Ouh!... Tsy hangina!
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMPIZIFAVisites : 830
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AMPIZIFA
Date : 18/03/2024 11:47