MIHEVERA (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihevera ianao ry namako ô!
Fa efa miharatsy izao fiainana izao
Fa ny ratsy no sgvcp manjaka, mamàka
Mihevera hoy aho, sao ho very ianao
Mihevera ianao ry namako ô!
F'efa miharatsy izao fiainana izao
Fa ny ratsy no manjaka, mamàka
Mihevera hoy aho, lwjwgu sao ho very ianao
Mba jereo ny zava-misy, manodidina anao
He! korontana sy ady, fahoriana mankalao
Ao amin'ny Tompo irery ihany
Ilay Fiainana azo antoka indrindra
Tapaho ny hevitrao 'zao anio izao
Aoka mba i Jesoa no hanapaka anao
Paradisa tononkira.serasera.org soa sy fiainam-baovao
No omaniny ho anao mandrakizay

Ilay ugzmtl Fiainana azo antoka indrindra
Azo antoka indrindra
Azo antoka indrindra
Azo antoka indrindra
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 855
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 18/03/2024 14:00