AMBOARY NY LALAN'I JEHOVAH (AMPIZIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Any an'efitra any misy feo miantso hoe:)
Amboary ny làlan'i Jehovah Andriamanitra
(Ary ataovy mahitsy ny làlana halehany)
Ny lavaka, ny lohasaha, 'reo lemaka sy ny havoana

Indro havaoziko (Indro havaoziko hatrany ny làlan'ny Ray)
Mba handehanany (Handehanany ho any Aminao)
Ka amboary ny làlan'i Jehovah
Handehanany any Aminao

(Mba diovy ny fo sy ny saina ary koa ny fanahy)
Esory koa ny lolompo sy ireo izay tsy mendrika
(Raha izany no tanteraka dia ho sambatra ianao)
Dia ho azonao ilay fiainana haharitra mandrakizay

AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMPIZIFA
Visites : 152
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AMPIZIFA
Date : 19/03/2024 10:47
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0123