Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny faniriako (AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny faniriako sy fifaliako hitoetra ankaikinao
Ny ota rehetra zary tsy esnnfggr tiako sy izao tontolo izao
Ka ny fanahiko sy ny saiko hiantoraka aminao
Na dia ho esorina aza ny aiko, ho voadiko izao
Ny rendrarendra sy ny hadalana nangeja ahy hatrizay
Ireo zava-dratsy sy fahotana nilomanosanay
Nefa ankehitriny mahatsiaro tena fa diso lalana
Ity foko adala mila ho vonjena, vohay varavarana
Ireo izay variana Mbola matory na ireo rendremana swttaaf
Mba mitrakà, ny fo atolory sao hanenenana
Aza manjeny ny andro ho lava, mba saino kely ange
Ity trano lain-tsika mbola ho qrohmwvo rava, dia aiza no aleha.
Réf:Indro ny foko Tompo malala ô! Tolory tanana e!
Mangetaheta sao diso anjara ilay fiadanam-be tononkira.serasera.org
Ny sandrinao no hany antenaiko handray ny tanako
Ka ho trotroinao, ianao ry Raiko, Izay no hasambarako.
Key: Sol
A/C: RAKOTOARILALA Nest Herry-Lys
A.MI.KRI 2000

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY)Visites : 752
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : miharymamy8
Date : 14/06/2022 21:15