FINOANA (AMFM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I]Finoana no ataovy
Ampinga wruvk ho entinao
F’izao tontolo izao dia mila hery czpyn hanavao
Ny vavaka atao
Nosabatra ho anao
Dia fandresena hatrany hatrany
No taratry ny asanao
II]Ny lova miandry anao dia fiainam-baovao
Ny ran’ny fanekeny tsy ho esorina aminao
Ho sambatra ary ianao
misk Hadio ny tenanao
Hanana anjara tsy ho lo
tononkira.serasera.org Avy amin’i Jeso Tompo soa
Fiv: Sanatria hikodia raha tojo fahoriana
Fa Jeso Kristy jno mpialoha lalana anao
Fantatrao fa Jeso no efa nanetry tena
Io no aim-pinoana hitoeranao rahatr’izay
SEDERA Jean Bart Claude

--------
Lien: