FINOANA (AMFM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I]Finoana no ataovy
  Ampinga ho entinao
  F’izao tontolo izao dia mila hery zjdudof hanavao
  Ny vavaka atao
  Nosabatra ho anao
  Dia pizvjspx fandresena hatrany hatrany
tononkira.serasera.org  No taratry ny asanao

II]Ny lova miandry anao dia fiainam-baovao
  Ny ran’ny fanekeny tsy ho esorina aminao
  Ho sambatra ary ianao
  Hadio ny tenanao
  Hanana anjara tsy ho lo
  Avy amin’i Jeso Tompo soa
            
Fiv:        Sanatria hikodia raha tojo fahoriana
             Fa Jeso Kristy jno mpialoha lalana anao
             Fantatrao fa Jeso no efa nanetry tena
   thlvpb           Io no aim-pinoana hitoeranao rahatr’izay
SEDERA Jean Bart Claude

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMFM
Visites : 3519
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 27/06/2003 09:08
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311