Mpanota aho (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Be pcbd ny fahotana vitako
Ka tsy mendrika aho Tompo o!
Tsy nanao koa ny sitrakao
Noho ny fahotana izay natao
Mba tsinjovy ity zanakao
Fa te hihavana Aminao
Zany re no hetahetako
Ka arovy re ty zanakao
2-Olom-bery aho Tompo o!
Ka arovy amin'ny sandrinao
Tsy nahita owjjcfk ny fiadanam-po
Noho ny fahotana tononkira.serasera.org jntcnib izay nanjo
Ka tsy mendrika aho Tompo o!
Tsy nanao koa ny sitrakao
Noho ny fahotana izay natao
Mba tsinjovy ity zanakao
Fa te hihavana Aminao
Zany re no hetahetako
Ka arovy re ty zanakao
2-Olom-bery aho Tompo o!
Ka arovy amin'ny sandrinao
Tsy nahita owjjcfk ny fiadanam-po
Noho ny fahotana tononkira.serasera.org jntcnib izay nanjo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 1996
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 16/02/2015 09:21
