Fananako (Ambasadora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy manana atolotra fa hoe mahantra loatra
Tsy misy hitarainana, miady mafy @fiainana
ô!iza no mpangoraka? Izao izahay efa trotraka
Very fanantenana, tsy misy hifaharana

Ref: Ho kivy ve ho sanatria, manana Anao Mpamonjy tia
       Hiantoraka eo Aminao, ho eo an-tratranao
     ysefsb   Na handao ireo havana, na hahafoy koa ireo namana
       Ianao no fananako, am-pelatanako

Ny harena mora vlbjm potika,milaza voninahitra
Tsy azo hianteherana, mandalo sy miserana
Jeso no antenaiko, manome izay ilaiko
Tsy misy izay tsy vitany, ny maty aza natsangany

Ref: Ho kivy ve ho sanatria, manana Anao Mpamonjy tia
       Hiantoraka eo Aminao, ho eo an-tratranao
       Na handao ireo namana na hahafoy koa ireo havana
      tononkira.serasera.org  Ianao no fananako, am-pelatanako
Hiroso hatrany izany dia na inona hanjo qxyxy ety
Tsy misy hahasaraka Aminao na izao tontolo izao
(izao tontolo izao)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ambasadora
Visites : 4241
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Merlia
Date : 25/02/2016 13:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0337