Jesoa ihany (AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- He! izato ianao variana mikarok'eryIreo zava-tsoan'ny tany irianao satria
Toa mibahan'ao antsainao ilay ambom-po
Sy ny voninahitr'aman-daz'olombelona moa
REF:
Jesoa ihany no ekeo hitarika anao
Izy ihany manova ny fomba fanao
Omeny hery sy tanjaka, aina vaovao
Zay rehetra matoky az'izao
2- Tsy voafehinao mazana izay ataonao
Ka na ny hetraketrak'aza dia lasa fanao
'Zay ambaranao mazana toa tsy iainanao
F'efa fahazarana no sisa sy toa kilalao
REF:
Jesoa ihany.....
3- Hoy ny razan-tsika hendry mananatr'anao
Ny tarehy no tsy azo ovana fa tsy ny fanao
Raiso ohatra ny Tompo, diniho sy araho
F'izay rehetra nolazainy dia mahasoa anao
REF:
Jesoa ihany..... (x2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena)Visites : 1600
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : bigdog
Date : 07/11/2014 18:41