Avia (Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny fahasoavanao no nahatoy izao ahy
Satria lehibe ny fitiavana nomenao ho ahy
Miantraika tanteraka znru amiko ny teninao
Hoe: "Aoka pwrofde ny tononkira.serasera.org zanako sy ny asan-tanako ho adidiko ihany"
Ref1:
Fa omenao anjara fitia izay rehetra mino Anao sy manoa
ka vonona ny hanaraka Anao raha mbola eto an-tany
2- Ray be fiantra, tsy mba mifidy
Na hoe manavaka ireo ivelany izay tsy ao am-balany.
Fa mahagaga ny teniny hoe: "Tsy ny finaritra no mila fanafody fa ny marary
Ref2:
Tsy vitan'izany fa zahavinao ireo ondry izay nania sy very
toa feo malefaka no asetrinao ny ditrany

Toa feo malefaka miantsoantso hoe : Avia !
Tsara Ianao, Tsara Ianao, Tsara Ianao, be hurubjk fitia

Ka vonona ny hanaraka Anao raha mbola eto an-tany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra)Visites : 1794
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Herizo15
Date : 27/11/2018 15:28