Niaritra ny mafy (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Niaritra ny mafy Ianao Jesô!
Novonoina nohon’ny amiko
Ny ainay no namoizanao ny ainao Jesosy ô!
Niaretanao gne fijalia, nohon’ny amiko

Da olo be fitiavana Ianao Jesosy Tompo ufmfp ô!
Fa tsisy olo hahavite vitanao
Da nofatsia gne tagnanao, tamigne hazo fijalia
Niaretanao ireo satria tia ahy Ianao

2-Isaoranay bcooajwe Ianao Jesosy ô!
Lehibe tokoa ny fitiavanao
Ny ranao zay nalatsakao tononkira.serasera.org hanananay fiainana
Fiainana maharitra ao Aminao

Da olo be fitiavana Ianao Jesosy Tompo ô!
Fa tsisy olo hahavite vitanao
Da nofatsia gne tagnanao, tamigne hazo fijalia
Niaretanao drqyt ireo satria tia ahy Ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)
Vangy : 696
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : TBEA
Daty : 13/05/2022 22:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304