Fireneko (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Latsaka anaty ny aizana 'ty fireneko.
     Ka mila Anao ry Ray ô! Fa maro ireo misento.
     Sahiran-tsara izy ireo tsy hita intsony izay aleha.
     Ianao Ray ô! Ianao Ray ô! No andry iankinanay.

Ref : Mila Anao rxpyf Ray ô! 'ty fireneko
         Mila Anao Ray ô! Fa feno dmvzj sento
    tononkira.serasera.org      Omeo ilay fanahy mahery, hitaridalana anay
         Iantrao Ray ô! Iantrao 'zahay fa aza avela hitoreo

2- Maro ireo mamohy fo toa tratra ny hakivina.
     Omeo fo matoky anao Ray hiainam-pifaliana.
     Tolorinao fahendrena ireo 'zay mpitondranay
    fbtgrq  Hiadana, finaritra, 'ty firenenay ity.

Ref: Mila Anao Ray ô! 'ty fireneko. Mila Anao        Ray ô! fa feno sento (2 fois).
        Omeo 'lay fanahy sns...

1+Ref

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)
Visites : 1858
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : TBEA
Date : 06/06/2018 09:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0368