Fireneko (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Latsaka anaty ny aizana 'ty fireneko.
     Ka mila Anao ry Ray ô! Fa maro ireo misento.
     Sahiran-tsara izy ireo tsy hita intsony izay aleha.
     Ianao Ray ô! Ianao Ray ô! No andry iankinanay.

Ref : Mila oyqtesnh Anao Ray ô! 'ty fireneko
         tononkira.serasera.org Mila Anao Ray ô! Fa feno sento
         Omeo ilay fanahy mahery, sbjxuhcf hitaridalana anay
         Iantrao Ray ô! Iantrao jbftisvx 'zahay fa aza avela hitoreo

2- Maro ireo mamohy fo toa tratra ny hakivina.
     Omeo fo matoky anao Ray hiainam-pifaliana.
     Tolorinao fahendrena ireo 'zay mpitondranay
     Hiadana, finaritra, 'ty firenenay ity.

Ref: Mila Anao Ray ô! 'ty fireneko. Mila Anao        Ray ô! fa feno sento (2 fois).
        Omeo 'lay fanahy sns...

1+Ref

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)
Hits : 1862
Likes : 1 Like
Created by : TBEA
Date : 06/06/2018 09:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0414