Hosana (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
              Hosana, Hosana
              Hosana ho an’ny zanak’i Davida
              He! Hosana, haleloia

     1er voix (He Hosana, haleloia) x6 , ho amin’ny avo indrindra
     2e voix,3e voix,4e voix :(He! Hosana) x6 , ho amin’ny avo indrindra

      Ny Hosana, Hosana izao,
      Ho Anao ry zanak’i Davida,
      Isaorana anie ‘lay avy amin’ny anaran’ny Masina
      Avy amin’ny anarany Masina.

** Hosana **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Visites : 22
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 07/05/2026 17:38
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0633