Jesosy no Chemin (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oyeee ! Oyaeee !
Oyeee ! Oyaeee !
Oyeee ! Oyaeee !
Oyeee ! Oyaeee !

Ô, ry velon'aina mandiniha !
Lalana mankaiza no aleha ?
Lala-miakatra any an-danitra ve ?
Sa hoe midina an'afo be ?
Sao dia diso lalana sakaiza ô,
Jesosy no Chemin

Jesosy no lalana mankao
[ Am-paradisa ]
Fiaina-tsambatra omeny anao
[ Fiainam-baovao ]
Tsy mba vandy an'io fa assuré
[ Tsy Vandy an'io ee , Jesosy no Chemin ]
Faingana ianao sao dia tara
Jesosy no lakile
Sao ho nenina any am-para,
ho may anaty afo be

Jesosy no Chemin
Jesosy no Chemin
Jesosy no Chemin
Jesosy no Chemin

Oyeee ! Oyaeee !
Oyeee ! Oyaeee !
Oyeee ! Oyaeee !
Oyeee ! Oyaeee !

Jesosy no lalana mankao
[ Am-paradisa ]
Fiaina-tsambatra omeny anao
[ Fiainam-baovao ]
Tsy mba vandy an'io fa assuré
[ Tsy Vandy an'io ee , Jesosy no Chemin ]
Faingana ianao sao dia tara
Jesosy no lakile
Sao ho nenina any am-para,
ho may anaty afo be

Ô, ry velon'aina mandiniha !
Lalana mankaiza no aleha ?
Lala-miakatra any an-danitra ve ?
Sa hoe midina an'afo be ?
Sao dia diso lalana sakaiza ô,
Jesosy no Chemin
Jesosy no Chemin
Jesosy no Chemin !
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Visites : 37
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : FS12
Date : 02/01/2026 16:13
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0695