Lehibe Jehovah (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ianao mandinika ahy Jehovah o iza moa no mba tokiko ry RayVoadinikao daholo ny tena,fo fanahy iza moa no mba azoko hianteherana ankoatra anao
mazava aminao ny halehako ny hitoeran’tongotro aza tsy fantatro
Na ny eo aloha, n any eo ivoho, ny minitra lalovako eo am pelatananao
Na ny androany,n any taloha eny eo am pelatananao
Tsy miafina eo aminao ka indro re ny vavako sokafako,hanambara izay tsy fantatro
Tsy misy teny tsy fantatrao eo am-bavako ary ny lelako tendreo,hilaza izay mbola tsy haiko
Ny saiko mba hisaina izay tsy takatro
Ouh ouh ouh ouh………………….. ary ny tenako hirao any amin’izay mbola tsy nalehako
FA LEHIBE IANAO JEHOVAH O
2. Fa Lehibe Ianao Jehovah o
Ny asanao izay tsy voafetra koa
Na ny fisainanao izay tsy takatro
Dia manambara ny voninahitrao
Dera ho anao Jehovah o
Fa ianao no Tompo sy Tsitoha,
Fa izaho izay mpanomponao
Andriamanitro, tsy miova hatrizay
Ianao no vatolampiko
sy anjarako mandrakizay
sy Tompoko manda aron’ny fanahiko
Hanatanteraka am panajana ny sitrakao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Visites : 2409
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nellah
Date : 14/11/2017 14:09