Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hiaka (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
• Ianareo no vavolombelon’ny Fitiavan’i, Fitiavan’i, Fitiavan’I Kristy
bdtdrr Koa hantenaina hanandratra avo
nqbz Ireo asany manerantany
Ka andeha izara soa
Hitory fitiavana ho an ny maro Ho doria
• Ianareo no vavolombelon’ireo asa fanompoana ety Ho fahazavana ety
Fa io ilay hiraka avy amin’ny Ray
filamatra ho tratrarin rahatrizay
mba tsy ho voninkazo tsy manampofona
toa kanto tsy maha te ho tia
O ry Tanora ooo, ndeha ho mpandresy
ary ho fanantenana hatrany hatrany
tsy ho menatra ny tompo, hivoaka ho mpandresy
Ka hizara fitia ho doria…
O ry Tanora ooo, ndeha ho mpandresy
ary ho iazmhh fanantenana hatrany hatrany
tsy ho menatra ny tompo, hivoaka ho mpandresy
Ka hizara fitia ho doria…
tononkira.serasera.org
bdtdrr Koa hantenaina hanandratra avo
nqbz Ireo asany manerantany
Ka andeha izara soa
Hitory fitiavana ho an ny maro Ho doria
• Ianareo no vavolombelon’ireo asa fanompoana ety Ho fahazavana ety
Fa io ilay hiraka avy amin’ny Ray
filamatra ho tratrarin rahatrizay
mba tsy ho voninkazo tsy manampofona
toa kanto tsy maha te ho tia
O ry Tanora ooo, ndeha ho mpandresy
ary ho fanantenana hatrany hatrany
tsy ho menatra ny tompo, hivoaka ho mpandresy
Ka hizara fitia ho doria…
O ry Tanora ooo, ndeha ho mpandresy
ary ho iazmhh fanantenana hatrany hatrany
tsy ho menatra ny tompo, hivoaka ho mpandresy
Ka hizara fitia ho doria…
tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Visites : 1951
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nellah
Date : 14/11/2017 14:09
