Fantatro (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fantatro fa malahelo ihanao Ry Andriamanitro
Noho cirha ny tsy fanajako ny ny Fitiavanao
Fantatro fa mitomany kjkau ianao Jesosy tompo o
Noho izao tsy mety tia anao fa mandrafy anao
Soa fa velona ny teninao
Izay manao hoe:”FITIAVANA MANDRAKIZAY NO HITIAVANAO AHY HO MANDRAKIZAY”
Ref:(ampianaro) hampianaro aho hahay hitia anao,
Tefeo ny fo hahay hiotia anao
Ka hafoy ny aiko ho anao Ray o
Ianao no fahasambarana ho ahy
2. Tsapako tononkira.serasera.org fa tena ory aho
Raha vao tsy tiavinao
Ny fitahinao ihany no hasambarako
Tsapako fa rehefa eo Ianao Tompo malala o
Feno hafaliana ny fiainako eo anilanao
Indro velona n y teninao hcpgqup izay manao hoe:”NY ZANAKO SY NY ASAN’NY TANAKO,HO ADIDIKO”
Ref:(ampianaro) hampianaro aho hahay hitia anao,
Tefeo ny fo hahay hiotia anao
Ka hafoy ny aiko ho anao Ray o
Ianao no fahasambarana ho ahy
Ianao no fiadanana ho ahy
Ianao ilay tokana ho mandrakizay
Antoko Mpihira Imerintsiafindra Fiderana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Visites : 2361
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nellah
Date : 14/11/2017 14:14