Fantatro (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fantatro fa malahelo ihanao Ry Andriamanitro
Noho ny tsy fanajako ny ny Fitiavanao
Fantatro fa mitomany ianao Jesosy tompo o
Noho izao tsy mety tia anao fa mandrafy anao
Soa fa velona ny teninao
Izay manao hoe:”FITIAVANA MANDRAKIZAY NO HITIAVANAO AHY HO MANDRAKIZAY”
Ref:(ampianaro) hampianaro aho hahay hitia anao,
Tefeo ny fo hahay hiotia anao
Ka hafoy ny aiko ho anao Ray o
Ianao no fahasambarana ho ahy
2. Tsapako fa tena nlsyho ory aho
Raha vao tsy tiavinao
Ny fitahinao ihany no hasambarako
Tsapako fa rehefa zjyyloh eo Ianao Tompo malala o
Feno hafaliana ny fiainako eo anilanao
Indro velona n y teninao izay manao hoe:”NY ZANAKO SY NY ASAN’NY TANAKO,HO ADIDIKO”
Ref:(ampianaro) hampianaro aho hahay hitia anao,
Tefeo ny sqncgf fo hahay hiotia anao
Ka hafoy ny aiko ho anao Ray o
Ianao no fahasambarana ho ahy
Ianao no fiadanana ho ahy
Ianao tononkira.serasera.org ilay tokana ho mandrakizay
Antoko Mpihira Imerintsiafindra Fiderana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Hits : 2333
Likes : 0 Like
Created by : Nellah
Date : 14/11/2017 14:14