Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hosana,aleloia (3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nkivs Hosana,aleloia
Hosana,aleloia
Hosana,aleloia
Na kotrok'orana tafiotra koa Hidera Anao aho
raha ory ny fo marary aho
Hidera Anao aho
Ny feoko asandratro
Ho Anao Mpanjakako
Ny fanahiko Hidera tononkira.serasera.org rddvjdjj Anao
Mpanjakako Ianao
Fa jxgt ny fahasoavany Sy ny famindrampo
Hideranay ,Asandratray
Hosan Aleloia
Hosana,aleloia
Hosana,aleloia
Na kotrok'orana tafiotra koa Hidera Anao aho
raha ory ny fo marary aho
Hidera Anao aho
Ny feoko asandratro
Ho Anao Mpanjakako
Ny fanahiko Hidera tononkira.serasera.org rddvjdjj Anao
Mpanjakako Ianao
Fa jxgt ny fahasoavany Sy ny famindrampo
Hideranay ,Asandratray
Hosan Aleloia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : 3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra FitahianaVisites : 382
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ramaherivelo77
Date : 10/04/2025 12:50
