Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa

Submitted by Ridza95
16/03/2018 09:13
Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa's song 23 Click here
Hits : 3897
Likes : 8 Like

More info

Ny Antoko Mpihira Hanitr'Öliva Ziona Famonjena (H'Ö.ZI.FA) dia sampana iray ivondronan'ny tanora mpitory ny Fanjakan'Andriamanitra.Mijoro ny Hanitr'ôliva ho fanabeazana ny mpiakambana amin'ny lafiny maro :ara-tsaina, ara-batana sy ara-panahy ,ary indrindra hiasa hanasoa ny manodidina azy. Mankalaza ny faha55 taona nijoroany teto @ fiangonana METM ZIONA FAMONJENA FIANARANTSOA ny Antoko Mpihira Hanitr'Öliva amin'ity taona 2018 ity.
ARY HO FITAHIANA TOKOA IANAO !

Comments about Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa

Jose707 (11/04/2018 09:17)
tahin'Jesosy daholo e!

Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa's song (23)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135