Hafatra (VLM Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HAFATRA
1. Mamy ny tenin'I Jesoa Tompo
Ho ubscwo antsika rehetra mpanompo
Nomeny mba hanazavana
Ireo fiainana sy ny any am-para
Endrey ny fitiavany koa
Lehibe tsy manam-paharoa
Ka_atolory ny fanahinao mba ho azy
fa tena ho sambatra tononkira.serasera.org ianao
Fiv: Midera anao izahay Andriamanitra ô
Fa feno gmedtnr hery vaovao avy aminao
Ka indro raiso an-tananao
sy anjakao ho zanakao izahay
fa_efa vonona ny ho anao
2. Ho anao izay mbola mania
Mitsangana re ka mitodiha
Fa_efa tonga czglrygf ilay fahazavana
Hanazava ny lalan-kombana
Koa ialao dieny izao ny asa ratsy
Izay mamandrika sy mahafaty
Itafio ny herin'Ilay Tsitoha izao
dia hivoaka mpandresy ianao
Fiv: Midera anao .........
1. Mamy ny tenin'I Jesoa Tompo
Ho ubscwo antsika rehetra mpanompo
Nomeny mba hanazavana
Ireo fiainana sy ny any am-para
Endrey ny fitiavany koa
Lehibe tsy manam-paharoa
Ka_atolory ny fanahinao mba ho azy
fa tena ho sambatra tononkira.serasera.org ianao
Fiv: Midera anao izahay Andriamanitra ô
Fa feno gmedtnr hery vaovao avy aminao
Ka indro raiso an-tananao
sy anjakao ho zanakao izahay
fa_efa vonona ny ho anao
2. Ho anao izay mbola mania
Mitsangana re ka mitodiha
Fa_efa tonga czglrygf ilay fahazavana
Hanazava ny lalan-kombana
Koa ialao dieny izao ny asa ratsy
Izay mamandrika sy mahafaty
Itafio ny herin'Ilay Tsitoha izao
dia hivoaka mpandresy ianao
Fiv: Midera anao .........
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VLM ItaosyHits : 1914
Likes : 2 Like
Created by : tahiry_izy
Date : 07/07/2015 14:37
