Krismasy famonjena (VLM Benivary Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teraka anio Ilay Mpanjakanao
Derao, hobio fa mendrika
Tonga IZY hanavotra anao
Anadio ireo ota natao
Raiso IZY izao, Dia ho afaka ianao
Krismasy famonjena
Fifaliana sesehena
No zarainy ho ahy sy ho anao
Krismasy famonjena
Fahasambarana ombieny ombieny
No tononkira.serasera.org zarainy ho ahy sy ho anao
Izao noely vcgu mamy izao
No hitondrany fianinam-baovao
Izy ilay tenin'ny Rainy
Tonga nofo hanome ny Ainy
Ka Avia hitsaoka Azy
Izay qvcxiov Tomponao.
Krismasy famonjena
Fifaliana sesehena
No uljduxtz zarainy ho ahy sy ho anao
Krismasy famonjena
Fahasambarana ombieny ombieny
No zarainy ho ahy sy ho anao
Mihirà fiderana ho Azy izao
Hobio fa Tompotsika io
Fa Zaza no teraka anio
Dia Ilay zanak'Andriamanitra
Derao, hobio fa mendrika
Tonga IZY hanavotra anao
Anadio ireo ota natao
Raiso IZY izao, Dia ho afaka ianao
Krismasy famonjena
Fifaliana sesehena
No zarainy ho ahy sy ho anao
Krismasy famonjena
Fahasambarana ombieny ombieny
No tononkira.serasera.org zarainy ho ahy sy ho anao
Izao noely vcgu mamy izao
No hitondrany fianinam-baovao
Izy ilay tenin'ny Rainy
Tonga nofo hanome ny Ainy
Ka Avia hitsaoka Azy
Izay qvcxiov Tomponao.
Krismasy famonjena
Fifaliana sesehena
No uljduxtz zarainy ho ahy sy ho anao
Krismasy famonjena
Fahasambarana ombieny ombieny
No zarainy ho ahy sy ho anao
Mihirà fiderana ho Azy izao
Hobio fa Tompotsika io
Fa Zaza no teraka anio
Dia Ilay zanak'Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM Benivary AntsirabeVangy : 518
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BENIVARYvlm
Daty : 30/09/2025 20:09
