Ry foko (Vlm Ampitatafika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
o! ry foko anatiko ao
etsy ange lazaiko anao
ny fitemponao mazàna
mitroatra mila tsy ho tana,
iangaviko ianao ho tony ( mitonia)
ento mora milefera raha sitrakao.
fa ny fo izay ravoravo
mahamirana ny tava
vcnuurq ny alahelonao kosa
mahareraka fanahy,
iangaviko ianao ho tony( mitonia)
ento mora milefera raha sitrakao
REF: o!ry foko mihainoa
       ny Antson'ilay Tomponao,
      indro JESOSY tononkira.serasera.org izao,
       mandondona eo aminao,
      iangaviko ianao meteza (o! zmnmd meteza)
      mba handray Azy ho tompo sy Mpamonjinao
o! ry foko anatiko ao
etsy ange lazaiko anao
fa ny fahadiovanao
no mahavelona fanahy
iangaviko ianao meteza (o!meteza)
tsy hitahiry msekrpz hatezerana handratra anao
REF:...    

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Vlm Ampitatafika
Hits : 1354
Likes : 1 Like
Created by : vlm
Date : 27/07/2018 10:55
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1313