Tsy diso làlana (TDL (True Direction Life))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
iftwiylo (Maro fahavalo aho noho tononkira.serasera.org Ianao.
Toa halany acugo avokoa izay hatao.
Manenjika ahy daholo ireo manodidina ahy.
Hangina aho satria Ianao miady ho ahy.) x2
Fa ny fanantenako Anao dia ho mandrakizay.
Efa natokako ho Anao ny tenako sy izay momba ahy.
Tsy diso lalana aho, fa miandrandra ilay tananao mahery sy tsy mamitaka.
(Na miady mafy sy mahantra aho.
Na noana sy mahia noho ny asanao.
Tsy kivy aho satria miaraka Aminao.
Dia fantatro fa Ianao hiady ho ahy.) x2
(Fa ny fanantenako Anao dia ho mandrakizay.
Efa natokako ho yrnbzwh Anao ny tenako sy izay momba ahy.
Tsy diso lalana aho, fa miandrandra ilay tananao mahery sy tsy mamitaka.) x2
(Tsy diso lalana aho, fa miandrandra ilay tananao mahery sy tsy mamitaka) x2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TDL (True Direction Life)Vangy : 5564
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Jaorado
Daty : 10/09/2017 15:08