Ny sitrakao (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na sarotra aza raiko ny ho tia ny tsy tia Ampianaro aho fa izay no sitrakao
Na sarotra raiko ny tsy ho an’izao tontolo izao
dia aoka mba hataoko fa izay no sitrakao
Ka ny foko sy saiko diovy
ho mendrika ho anao
Hahaizako manompo anao an
eny Raiko eny Raiko
mamindra fo amiko
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINAHits : 2726
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 19/04/2006 05:54