JESOSY irery ihany (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy irery ihany no reharehako
Na aiza na aiza eran- tany no lalan-kalehako
Jesosy irery ihany no Tompo mpamonjy mpanafaka
Izy irery ihany no toky tsy mahasolafaka
JESOSY irery ihany
JESOSY irery ihany
Jesosy irery ihany no mpanalalana
Amin'Andriamanitra Rain'ny voninahira
Ny foko indro ovany sasany madio koa
Ny toetra ratsy alany omeny ahy ny soa
Hoderaiko mandritra ny andro iainako ny mpanavotra ahy
JESOSY IRERY IHANY
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA
Hits : 209
Likes : 0 Like
Created by : toubiby
Date : 09/02/2024 21:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0882