Tsara vavaka (Skaiz)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
By Rom-ka Obama Fortunez✍️

Instru ♬♬

Ianao no hanakana
Hiaro ny lakana
Ho tody aminy lalana

Aaaa aaaaah
Aaaa aaaaah

Ho mandrakizay
Yeah

Ao mo Ray  mba tsofirano ô
Miangavy anao mba tantano
Ity trano bongo kelinay roa
Ianao  no hitsilo ny lalana ené
Tafio ilay erinao zay fa malemé
Misy anao zahay tsy veré


Mba ho ambinin’ny zava-tsoa de
Ho tanteraka avoko é
Zay hetahetanay
Ho ankininy aminao Ray tsitoha
Ity tokantranonay roa
Mba ho mandrakizay !

De raha sendra tafihoatra be
Ianao no hanakana
Hiaro ny lakana
Ho tody aminy lalana
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
De raha sendra tafihoatra be
Ianao no hanakana
Hiaro ny lakana
Ho tody aminy lalana

Nan naaa naa nanaa
Oooooooh
Ah aha ay

Hirotsaka aminay ny fahasoavana
Tsy arefesina io fa de goavana
Ho tokan-trano hirin’olo fa tsy aniry olo
Ho arahin-jaza lahy sy vavy
Tokan-trano tsy anderany amosava
Fa efa tsara vavaka avy aminao ,na hia antana-polo

Mba ho ambinin’ny zava-tsoa de
Ho tanteraka avoko é
Zay hetahetanay
Ho ankininy aminao Ray tsitoha
Ity tokantranonay roa
Mba ho mandrakizay !

De raha sendra tafihoatra be
Ianao no hanakana
Hiaro ny lakana
Ho tody aminy lalana
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
De raha sendra tafihoatra be
Ianao no hanakana
Hiaro ny lakana
Ho tody aminy lalana

Ianao no hanakana
𝄞Ianao no hanakana
Hiaro ny lakana
𝄞Hiaro ny lakana
Ho tody aminy lalana
𝄞Ho tody aminy lalana

Teho ankininy aminao ray tsitoha
Ity tokantranonay roa
Mba ho mandrakizay !

Ka raha sendra tafihoatra be
Ianao no hanakana
𝄞
Hiaro ny lakana
𝄞
Ho tody aminy lalana
𝄞
Ka raha sendra tafihoatra be
Ianao no hanakana
Hiaro ny lakana
Ho tody aminy lalana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Skaiz
Visites : 35
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Romka
Date : 01/03/2026 21:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0961