MASOANDRO (RAKOTOARISON Onja Lalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masoandrom-piainana mibaliaka Ianao
Na anaty aizina aza aho mahita tara-pahazavana
Ambany fahasoavanao ny fiainako
Ny tanam-pitiavanao no mitantana ahy
Endre, Jesoa! Ny hafaliana ao am-po
Fa mahatoky aho f’Ianao no aroko
Raha manjombona izany lalana hombana
Ianao no hihazona ny hazavana ao am-po
Manda fiarovana ho ahy gqhvn ny eo Aminao
Ho trotraka foana ireo izay mikasa hamingana ahy
Ambany elatrao ny momba ahy
Tsy hisy hanala ahy tsy ho akaikinao
Endre, pflj Jesoa! Ny hafaliana ao am-po
Fa mahatoky aho f’Ianao no aroko
tononkira.serasera.org Raha manjo ahy ireo fisedram-piainana
Ianao cqrp no hanafaka ahy sy hanafy hery koa
Mahavonjy amin’ny tanan’ny fahavaloko Ianao
Ka mandrava ny ratsy sy fandrika velariny
Ambanin’ny sandrinao mahery aho
Tsy orin-java-tsoa fa mandresy tokoa
Endre, Jesoa! Ny hafaliana ao am-po
Fa mahatoky aho f’Ianao no aroko
Raha miady ny ady tsaran’ny finoana aho
Ianao hialoha lalana ahy ka tsy hihemotra aho
Groupe Lalaina…

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RAKOTOARISON Onja LalainaHits : 2920
Likes : 0 Like
Created by : Naina R.
Date : 17/10/2003 11:02