ANTSO (RAKOTOARISON Onja Lalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba fantatrao tokoa va re
F’io lalana izoranao io
Dia hitondra amin’ny fahaverezana
Raha toa diso ny safidinao
Lalam-pamonjena no atoro anao
K’andeha izory am-pifaliana
Jesoa anie izany lalana izany
Raiso ka ekeo (2)
Atolony anao ny tanany hiara-mandia
Izany fiainanao izany
lhqsmwei Ho anao io indrindra tokoa anie
No nahatongavany tety
syyd Efa nentiny daholo izay mety ho entanao
Ka sahia misafidy ny tsara
Mandrosoa, fa ho raisiny izay mavesatra
Ka ho maivana ny zioganao
hhqygo Jesoa no miteny sy mibitsika aminao
Valio ny antsony (2)
tononkira.serasera.org Famonjena efa vitany fa ianao
No hany sisa andrasany
Tena antso ho anao ity hira ity
Hafatr’Ilay Tompo tia (2)
Anjaranao izay entin’ny tananay
Atolotra ho anao ka raiso
Groupe Lalaina…
F’io lalana izoranao io
Dia hitondra amin’ny fahaverezana
Raha toa diso ny safidinao
Lalam-pamonjena no atoro anao
K’andeha izory am-pifaliana
Jesoa anie izany lalana izany
Raiso ka ekeo (2)
Atolony anao ny tanany hiara-mandia
Izany fiainanao izany
lhqsmwei Ho anao io indrindra tokoa anie
No nahatongavany tety
syyd Efa nentiny daholo izay mety ho entanao
Ka sahia misafidy ny tsara
Mandrosoa, fa ho raisiny izay mavesatra
Ka ho maivana ny zioganao
hhqygo Jesoa no miteny sy mibitsika aminao
Valio ny antsony (2)
tononkira.serasera.org Famonjena efa vitany fa ianao
No hany sisa andrasany
Tena antso ho anao ity hira ity
Hafatr’Ilay Tompo tia (2)
Anjaranao izay entin’ny tananay
Atolotra ho anao ka raiso
Groupe Lalaina…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RAKOTOARISON Onja LalainaVangy : 3026
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Naina R.
Daty : 17/10/2003 11:05
